|
|
|
|
Teny iditra
fanditra
(
ditra
)
Sokajin-teny
anarana
Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana:
Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaovavy
[
1.1
]
Sampanteny
fifandirana
,
fifanditra
,
ifandirana
,
mifanditra
,
mpifanditra
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11