|
|
|
|
Teny iditra
fandrary
(
rary
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina mandrary:
Samy hafa ny fandrarin-dRasoa sy Ramavo
Azo rarina:
Fandrary ve itony ahitra itony ?
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14