|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fandrendrehana (rendrika) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1] | |||||
| L'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |
|