|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fandry (andry) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1] | ||
| Ohatra | Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena.
[2.285] | |
| Teny iditra | fandry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fandrana | |
| Teny iditra | fandry | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|