|
|
|
|
Teny iditra
fanebaka
(
tebaka
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina manebaka, manakiana, maneso, manaratsy
Azo tebahina, tokony hotebahina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14