|
|
|
|
Teny iditra
fangaihay
(
hai
ha
y
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona mangaihay, mangasihasy diso fanantenana:
Nalahelo aho, nahita ny fangaihain' i Koto tsy nahazo voalohany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20