|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanjakana (zaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1] | |||||
| A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2] | |||||
| Government; the administration [1.7] | |||||
| Le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3] | |||||
| Gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8] | |||||
| état [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | fanjakana (jaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1] | |||||
| L'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | fanjakana | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||
| Voambolana | |||||
| Fangi-bolantany | -23.5166667, 44.6833333
-22.7, 44.0833333 -21.1833333, 46.8833333 | ||||
| Haianarantany | fanjakana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |
|