|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanodinana (hodina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1] | ||
| Asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13] | ||
| Transformation, traitement [1.13] | ||
| Ohatra | Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena.
[2.503] | |
| Teny iditra | fanodinana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Manivelle [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | fanodinana (odina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| L'action de faire révolter [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fampiodinana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|