|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanokanana (tokana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1] | ||
| A setting apart, an act of consecration, cf. fitokanana [1.7] | ||
| Action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana [1.8] | ||
| Spécialisation [1.13] | ||
| Ohatra | Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava.
[1.353] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|