|
|
|
|
Teny iditra
fanolokoloana
(
kolo
ko
lo
)
Sokajin-teny
anarana
Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa:
Ankiniko aminao ny fanolokoloana ireto zaza ireto
[
1.1
]
Tovy hevitra
fanakolokoloana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20