|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanompoana (tompo) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10] | |||||
| Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1] | |||||
| Asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13] | |||||
| Servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7] | |||||
| Corvée [1.8, 1.13] | |||||
| Servitude; action de servir [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | fanompoana (tompo) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1] | |||||
| Ohatra | Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra
[2.356] | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |
|