|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanondroana (tondro) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanambarana zavatra na ny misy azy amin' ny rantsantanana; fanoroana, filazana: Ny fanondroan-dRakoto an' ireo iray tetika taminy no nampihena ny saziny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|