|
|
|
|
Teny iditra
fa
non
ja
(
on
ja
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa:
Matahotra ny fanonjan' ny rano izy ka tsy sahy mitaingin-dakana
[
1.1
]
Haiendriteny
Tsotra :
fanonja
, fanonjako, fanonjanao, fanonjany, fanonjantsika, fanonjanay, fanonjanareo, fanonjan', fanonjan-, fanonjam-
Tovonana :
-panonja, -panonjako, -panonjanao, -panonjany, -panonjantsika, -panonjanay, -panonjanareo, -panonjan', -panonjan-, -panonjam-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20