|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fanopazana (topy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha monja amin' ireto zaza fadiranovana ireto no angatahiko aminao [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|