|
|
|
|
Teny iditra
fanorokoro
(
koro
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina maniera, mandrodana
[
1.1
]
Tovy hevitra
fanakoro
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23