|
|
|
|
Teny iditra
fanotra
(
otra
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin' ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina
Azo orina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14