|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fantaka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby [1.1] | |||||
| A small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving. [1.2] | |||||
| Jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse [1.3] | |||||
| Ohatra | Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io.
[1.437] | ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | fantaka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata [1.1] | |||||
| A small bamboo used for hedges [1.7] | |||||
| Petit bambou ou roseau utilisé pour les haies [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Tsontsorifako vero folapolahiko fantaka vazo tsy tianao va aho no fohazinao mangoam-bodilanitra? [2.131] | ||||
| Teny iditra | fantaka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| A tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth. [1.2] | |||||
| Herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth. [1.3] | |||||
| [Betsileo, Merina] Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre. On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche. Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc. L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot. On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ; Panicum maximum Jacq. et Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Arundinella nepalensis, Neyraudia arundinacea, Panicum maximum | ||||
| Teny iditra | fantaka | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||
| The name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina [1.2] | |||||
| [Merina] Une des douze idoles royales ( sampy) de l'Imerina. Une maison spéciale lui était consacrée à Ambohimanga, la ville royale. Son gardien ou mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des ody les plus réputées. [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tsipelina hafa | rafantaka [2.48] | ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny sampy taloha | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |
|