|
|
|
|
Teny iditra
fararemotra
Sokajin-teny
anarana
Ketrona hita amin' ny tarehy, toy ny an' ny olona te-hitomany noho ny harariana na fahavoazana na hakiviana
[
1.1
]
[
1.2
]
Sampanteny
afararemotra
,
fifararemotana
,
fifararemotra
,
ifararemotana
,
mifararemotra
,
mpifararemotra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23