|
|
|
|
Teny iditra
fia
to
ana
(
a
to
)
Sokajin-teny
anarana
A pause
[
1.7
]
Pause, interruption
[
1.8
]
Ohatra
1
Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy
fiatoana
toy izany.
[
2.117
]
2
ny rahona mandraraka azy tsy manantena
fiatoana
, fa mikitroka manjabe.
[
2.285
]
3
Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy
fiatoana
.
[
1.369
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14