|
|
|
|
Teny iditra
fihelina
(
helina
)
Sokajin-teny
anarana
Fomban' ny zavatra mihelina, fomba andalovana vetivety:
Tsy maharitra indroa andro ny fihelin-dRasoa eto
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05