|
|
|
|
Teny iditra
fiherehana
(
herika
)
Sokajin-teny
anarana
Fitodihana mankany ivoho, fijerena any aoriana:
Raha hikasana hanao tsaratsara kokoa, dia misy mahatsara azy ny fiherehana ny lasa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05