|
|
|
|
Teny iditra
fijojo
(
jojo
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny zavatra mijojo, izany hoe misosa moramora misononoka, milatsaka moramora mikararana (orana)
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05