|
|
|
|
Teny iditra
fikatroka
(
ka
troka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mikatroka, izany hoe mipoka, midona; na miady, mikaona; na miasa mamianatra amim-pilofosana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20