|
|
|
|
Teny iditra
fikeninkenenana
(
keninkenina
)
Sokajin-teny
anarana
Fisahanana raharaha madinidinika; fihodinkodinana amin' ny fanomanana izay hatao ka mampitarozaka ny raharaha hafa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05