|
|
|
|
Teny iditra
filafila
Sokajin-teny
anarana
Fampitambazana, manaiky dia manda indray, ary toy izany hatrany hatrany toy ny te-hampijaly ilay olona ampanantenan-javatra.
[
1.1
]
Sampanteny
amilafilana
,
ampifilafilaina
,
ampifilafilana
,
familafila
,
familafilana
,
fampifilafila
,
fampifilafilana
,
mamilafila
,
mampifilafila
,
mampilafila
,
mpamilafila
,
mpampifilafila
Nohavaozina tamin' ny 2011/11/06