|
|
|
|
Teny iditra
filetsy
(
le
tsy
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra)
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20