|
|
|
|
Teny iditra
fiozona
(
ozona
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina miozona, izany hoe miantso loza ho an' ny tena raha toa ka mivadika amin' ny fianianana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05