|
|
|
|
Teny iditra
fipitika
(
pitika
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray, miala tampoka dia mitsambikina
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05