|
|
|
|
Teny iditra
firiatra
(
riatra
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka:
Ny firiatran' ny varatra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20