|
|
|
|
Teny iditra
firodorodo
(
rodorodo
)
Sokajin-teny
anarana
Toetra na fomban' ny olona na biby mirodorodo, izany hoe mandeha maro miaraka ary haingana ka mitabataba be amin' izany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05