|
|
|
|
Teny iditra
fisafo
(
safo
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina misafo, na mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray izany, na mandalo mba hijery ny fandehan-javatra iray
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05