|
|
|
|
Teny iditra
fisafontina
(
safontina
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray:
Ny fisafontin' ny fahavalo no atahorana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05