|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fisarangotra (sarangotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina misarangotra, na mamikitra mafy amin-javatra na amin' olona noho ny tahotra ny hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|