|
|
|
|
Teny iditra
fisefosefoana
(
sefosefo
)
Sokajin-teny
anarana
Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy:
Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05