|
|
|
|
Teny iditra
fiselaka
(
selaka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran'ny zavatra miselaka na miendaka isan'elakelany; fisilaka.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05