|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitampesonana (tampesona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|