|
|
|
|
Teny iditra
fitazona
(
tazona
)
Sokajin-teny
anarana na mpamaritra
Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy mamela handeha na hiala.
Azo tazonina.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05