|
|
|
|
Teny iditra
fitebi
te
by
(
tebi
te
by
)
Sokajin-teny
anarana
Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20