|
|
|
|
Teny iditra
fitezerana
(
tezitra
)
Sokajin-teny
anarana
Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena:
Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05