|
|
|
|
Teny iditra
fitohotra
(
tohotra
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny zavatra mitohotra, izany hoe miampy ka mikambana mivaingana hatrany tahaka ny toho-tantely
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05