|
|
|
|
Teny iditra
fitoka
(
toka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitoka, izany hoe mirary hahery na manozona ho resy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05