|
|
|
|
Teny iditra
fitonoana
(
tono
)
Sokajin-teny
anarana
Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05