|
|
|
|
Teny iditra
fitorovoka
(
to
ro
voka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona mitorovoka, izany hoe mipetraka miarinarina, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20