|
|
|
|
Teny iditra
fitraka
(
tra
ka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara:
Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20