|
|
|
|
Teny iditra
fitratreva
(
tratreva
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba entina mitratreva, izany hoe mandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fitrifantrifana; fivatravatra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05