|
|
|
|
Teny iditra
fitsamontsamona
(
tsamontsamona
)
Sokajin-teny
anarana
Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05