|
|
|
|
Teny iditra
fitselarana
(
tse
latra
)
Sokajin-teny
anarana
Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
Firehetana haingana:
Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20