|
|
|
|
Teny iditra
fitsimoka
(
tsimoka
)
Sokajin-teny
anarana
Fomban' ny zavatra maniry mitsimoka na vaky vazana:
Tsara fitsimoka ny voly rehetra namboleko tamin' itỳ taona itỳ
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05