|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fitsohana (fitsoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana, torahana, velezina: Nofitsohany tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nofitsohako vato ilay vorondolo ka maty terỳ Angalarina: Nofitsohan' ilay karilahy ny akohoko dimy Vitaina tsara, fatratra: Faly aho fa nofitsohany ilay asa nampanaoviko azy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | fitsofana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|