|
|
|
|
Teny iditra
fitsontsorika
(
tsontsorika
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona na zavatra mitsontsorika, izany hoe mandroso midina, mandry na mianjera ka ny loba no ambany
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05